Ambohitrakely – Mahatazana
Vao tsy tonga mifidy ianao nefa ao anaty lisim-pifidianana dia ho hangalarindry Fanetribe ny firenena ny vatonao sy ny safidinao. Ho soniavin’olona ao ny anaranao dia ampiasainy ny vatonao izany hoe olona hafa no hifidy eo amin’ny toeranao
𝕄𝔸ℍ𝔸𝕀ℤ𝔸 𝕄𝕀𝔽𝕀𝔻𝕐! RY TANÀ3️
✅#FIDIOGASCAR3️ TANÀ3️ NUMÉRO 3️
GASCAR SAHY, MAHITSY, FEON’NY VAHOAKA!