
Tanora ianao ? Mandraisa andraikitra eo amin’ny fiarahamonina misy anao !

Tanora ianao ? Mandraisa andraikitra fa eo ampelatananao ny ho avin’ny firenenao !

Avy aty amitsika tanora ny fanovana !

Isika no maro anisa !

Isika rehetra no afaka miara-miasa hanangana firenena tena vanona !
Gascar Fenosoa, ilay anadahy sy rahalahinareo vonona hitondra teny antsika Tanora !
SAHY, MAHITSY, FEON’NY TANORA