I Bodo sy i Gascar dia efa mpinamana alohan’ny firotsahan-ko fidiana Solombavambahoaka Tanà 3 , mbola mpinamana ary hijanona ho mpinamana hatrany.
Politika madio tsy maharava fihavanana. Manaja ny demokrasia anaty Sata Repoblikana.
Sary : Nifankahita teny ankianja Tanà 3