Ankazomanga – Andraharo
Mihaino ny mponina isam-baravarana, an’elakelan-trano… ho entina eny amin’ny Antenimieram-pirenena i Gascar Fenosoa isan’andro na maraina na hariva.

  • DÉPUTÉ Hijoro ary hitondra ny fitarainam-bahoaka ka tena hisolo vava azy ireo tokoa no ilainy fa tsy hiaro tombon-tsoan’olo tokana sy vondron’olona.
  • DÉPUTÉ Hamangy azy matetika, hitarainany, hiaro azy no ilainy fa tsy ilay Député isaky ny 5 taona (Propagande) vao hita.
  • DÉPUTÉ handroso vahaolana amin’ny tsy fananan’asa, fahatapahan’ny rano, rano miakatra, lakan-drano tsetsina sy maloto, fampianarana, tsy fandriam-pahalema, fiakaran’ny vidim-piainana no ilain’izy ireo fa tsy ilay mizara koveta sy menaka, mizara gana sy vorona, manome solonify na miara-minam-bary masaka aminy.

𝕄𝔸ℍ𝔸𝕀ℤ𝔸 𝕄𝕀𝔽𝕀𝔻𝕐! RY TANÀ3️⃣
✅#FIDIOGASCAR3️ TANÀ3️ NUMÉRO 3️
GASCAR SAHY, MAHITSY, FEON’NY VAHOAKA!

Add Your Comment