🙏 Mankasitraka anareo vahoakan’i Tanà 3️ NAMPIHINDRANA FAHEFANA 🙏
-Ianareo irery no nahasahy nanome ny fitokisany kandida TSY MIANKINA raha teto ANTANANARIVO RENIVOHITRA nandritry ny 20 taona mahery izay
✅ Adidy mavesatra no hankininareo amiko anefa isika rehetra no hiaraka hanatanteraka izany
Gascar Fenosoa tsy hivadika amin’ny vahoaka
💪 SAHY, MAHITSY, FEON’NY VAHOAKA !

Add Your Comment