Afaka 30 andro katroka anio ny fifidianana Solombavambahoaka
Tahaka ny mahazatra moa dia tonga dia niresaka tamin’ireo mponin’i Behoririka Tsena ny tenako anio
Tsy nizara vola, tsy nizara vary masaka, tsy nizara koveta fa nifanao teny hierana kosa hoe tena hitondra teny sy izay marary ny mpiara monina
Gascar3️ TANÀ3️
Gascar Fenosoa SAHY, MAHITSY, FEON’NY VAHOAKA !