Ankorondrano Antsinanana dia isan’ireo fokontany tena mijaly amin’ny fiakaran’ny rano vao misy rotsakorana
Nisafidy ny hankahery ireo rahalahy sy anabavy manao asa iombonana manadio ny tatatra izaho sy ny ekipa anio
Voaray ny hetaheta sy ny hafatrareo. Tena mila fijerena manokana Ankorondrano Antsinanana sy ireo faritra iva eto amin’ny Boriboritany faha 3
Gascar Fenosoa dia manao teny hierana fa tena hitondra teny anareo vahoaka