Fotoana hiarahan’ny mpanohana an’i Gascar Fenosoa rehetra manerana ny Boriboritany faha 3️ eo amin’ny Terrain Tanimenabe Boulevard Ankazomanga ny Alatsinainy manomboka amin’ny 2ora tolakandro
Ho ampisehotsika fa ny vahoakan’ny Boriboritany faha3 dia miray hina ary vonona hanova ny tantara
