Tsidiho izahayAntananarivo MADAGASIKARA
Gascar Fenosoa
Hanohana
  • GASCAR Fenosoa
  • Ny sehatray
  • Minisitera
  • Vaovao & Hetsika
  • Horonantsary
  • Fifandraisana
Gascar Fenosoa
HomeTous les articlesLanonana
Gascar Fenosoa
  • GASCAR Fenosoa
  • Ny sehatray
  • Minisitera
  • Vaovao & Hetsika
  • Horonantsary
  • Fifandraisana
Boriboritany faha3, Lanonana, Politika sy Tontolo, Vaovao androany, Zavadehibe

Gascar Fenosoa Mandrindrarivony voatendry ho Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina

Antananarivo, 28 Oktobra 2025. Tao anatin’ny fanendrena ofisialy ireo mpikambana vaovao ao amin’ny Governemanta, nataon’ny Filohan’ny Fanavaozana ny Repoblikan’i Madagasikara, Kolonely RANDRIANIRINA Michaël,

Read more

by 9ecyu
Boriboritany faha3, Lanonana, Politika sy Tontolo, Vaovao androany, Zavadehibe

Mankasitraka anareo vahoakan’i Tanà 3️

-Ianareo irery no nahasahy nanome ny fitokisany kandida TSY MIANKINA raha teto ANTANANARIVO RENIVOHITRA nandritry ny 20 taona mahery izay

Read more

by 9ecyu
Boriboritany faha3, Lanonana, Vaovao androany, Zavadehibe

❤️🌹ANY IANAO RY NENY, MAMA..💐☘️

Miarahaba ny reny rehetra amin’izao fetin’ny Reny izao: Ny vadiko, reniko, rafozako, anabaviko, zaobaviko sy isika reny rehetra tsy misy hanavahana ,

Read more

by 9ecyu
Fampialezan-kevitra, Lanonana, Vaovao androany

Manohana ny maki ladies à 15

MANOHANA NY MAKI LADIES À 15

Read more

by 9ecyu
Lanonana, Vaovao androany

Namana mitovy fomba fijery raha i Sphynx THT

Misaotra amin’ny fanohanana rehetra rahalahy

Read more

by 9ecyu
Lanonana, Vaovao androany

Saro-pady amiko loatra ny fahalalahan’ny mpanao gazety sy ny asa fanaovan-gazety.

03 Mai 2024 : Saro-pady amiko loatra ny fahalalahan’ny mpanao gazety sy ny asa fanaovan-gazety.
Fantatro ny zavatra iainantsika isan’andro na any amin’ny toeram-piasana, na eny an-kianja.

Read more

by 9ecyu
Lanonana, Vaovao androany

Mpanakanto mitovy amiko : Mahitsy sy Mivantana anaty hafatra

Nahafinaritra lesy Raouto sy Zoky José a

Read more

by 9ecyu
Fampialezan-kevitra, Lanonana, Politika sy Tontolo, Vaovao androany

Voninahitra lehibe ho ahy ny nanao Ray Mpiahy ny andiany STARS avy ato amin’ny MTTC

Tanora, zandry 40 mianadahy mpianatra teny anglisy ato amin’ny MTTC, anatin’ny andiany STARS no nivoaka androany ary nisafidy ahy ho ray mpiahy azy ireo.

Read more

by 9ecyu
Lanonana, Politika sy Tontolo, Vaovao androany

Fiarovana ny Tontolo Iainana sy Fampandrosoana ny Toe-karena

Mila atomboka amin’ny fiarovana ny tontolo iainana sy ny fanavaozana ara-toekarena isika. Mifidy hoavy tsara kokoa ho an’ny zanatsika sy ny ray aman-drenintsika ary ny namantsika isika.

Read more

by 9ecyu
Fampialezan-kevitra, Lanonana, Politika sy Tontolo

Ny fiantraikan’ny politika eo amin’ny fiainantsika

Ahoana no hamerenana ny firenentsika? Ahoana ny fitandrovana ny Lalàm-panorenantsika? Ireo fanontaniana fototra rehetra ireo dia nivoatra tao an-tsaintsika nandritra ny taona maro.

Read more

by 9ecyu

Pagination des publications

Page 1 Page 2 >
Sokajy
  • Boriboritany faha3
  • Fampialezan-kevitra
  • Lanonana
  • Politika sy Tontolo
  • Vaovao androany
  • Zavadehibe
Hevitra farany
  • Mendrika Mitsimi dans Voninahitra lehibe ho ahy ny nanao Ray Mpiahy ny andiany STARS avy ato amin’ny MTTC
  • Managnandro Degonzague Fidele dans Voninahitra lehibe ho ahy ny nanao Ray Mpiahy ny andiany STARS avy ato amin’ny MTTC

Andao hifandray !

Misoratra anarana amin'ny gazetinay!

Copyright © GASCAR Fenosoa 2025. Fait avec Par L'agence Bienfe