Tsidiho izahayAntananarivo MADAGASIKARA
Gascar Fenosoa
Hanohana
  • GASCAR Fenosoa
  • Ny sehatray
  • Minisitera
  • Vaovao & Hetsika
  • Horonantsary
  • Fifandraisana
Gascar Fenosoa
HomeAuthor page: 9ecyu
Gascar Fenosoa
  • GASCAR Fenosoa
  • Ny sehatray
  • Minisitera
  • Vaovao & Hetsika
  • Horonantsary
  • Fifandraisana
Boriboritany faha3, Lanonana, Politika sy Tontolo, Vaovao androany, Zavadehibe

Gascar Fenosoa Mandrindrarivony voatendry ho Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina

Antananarivo, 28 Oktobra 2025. Tao anatin’ny fanendrena ofisialy ireo mpikambana vaovao ao amin’ny Governemanta, nataon’ny Filohan’ny Fanavaozana ny Repoblikan’i Madagasikara, Kolonely RANDRIANIRINA Michaël,

Read more

by 9ecyu
Boriboritany faha3, Lanonana, Politika sy Tontolo, Vaovao androany, Zavadehibe

Mankasitraka anareo vahoakan’i Tanà 3️

-Ianareo irery no nahasahy nanome ny fitokisany kandida TSY MIANKINA raha teto ANTANANARIVO RENIVOHITRA nandritry ny 20 taona mahery izay

Read more

by 9ecyu
Boriboritany faha3, Fampialezan-kevitra, Vaovao androany

ALAIVO ANY @ FKT NY KARA-PIFIDIANANAO‼️

Sary fihaonana tamin’ny mponina – Tsaramasay – Ankorondrano Andrefana – Ankazomanga – Andraharo
Mitodika amin’ny sefo Fokotany ny tenakobary miantso azy ireo

Read more

by 9ecyu
Boriboritany faha3, Fampialezan-kevitra, Vaovao androany

MBA FANTATRAO VE FA….‼️

Ry vahoaka malagasy rehetra indrindra fa isika zanaky ny boriboritany faha 3. Aza manaiky hampitahorina ianareo hoe raha tsy lany hono ny kandida hatolotry

Read more

by 9ecyu
Boriboritany faha3, Fampialezan-kevitra, Vaovao androany

FARADOBOKA GASCAR FENOSOA : Andao Hiaraka Aminay e !

Fotoana hiarahan’ny mpanohana an’i Gascar Fenosoa rehetra manerana ny Boriboritany faha 3️ eo amin’ny Terrain Tanimenabe Boulevard Ankazomanga ny Alatsinainy

Read more

by 9ecyu
Boriboritany faha3, Lanonana, Vaovao androany, Zavadehibe

❤️🌹ANY IANAO RY NENY, MAMA..💐☘️

Miarahaba ny reny rehetra amin’izao fetin’ny Reny izao: Ny vadiko, reniko, rafozako, anabaviko, zaobaviko sy isika reny rehetra tsy misy hanavahana ,

Read more

by 9ecyu
Boriboritany faha3, Fampialezan-kevitra, Vaovao androany

TONGAVA MIFIDY3️ AROVY NY SAFIDY3️

Vao tsy tonga mifidy ianao nefa ao anaty lisim-pifidianana dia ho hangalarindry Fanetribe ny firenena ny vatonao sy ny safidinao.

Read more

by 9ecyu
Boriboritany faha3, Fampialezan-kevitra, Vaovao androany

VAHOAKA tongasaina, tsy manaiky atao fakana vato fotsiny,

5 MINITRA NO FOTOANA HANANATSIKA (raha be indrindra) AO ANATY TRANO FISAINANA (isoloir),

Read more

by 9ecyu
Boriboritany faha3, Fampialezan-kevitra, Vaovao androany

Andao hiaraka aminay e !

-Fotoana izao hiarahatsika mientana mampiseo fa an’ny vahoaka ny fahefana !
-Afaka mitondrana fanovana ianao ny 29 May ho avy izao

Read more

by 9ecyu
Boriboritany faha3, Fampialezan-kevitra, Vaovao androany

VAHOAKA irery ihany no PATRON-ko

Soavinandriana – Besarety tsena
Mihaino, mizara hevitra, mandresy lahatra

Read more

by 9ecyu

Pagination des publications

Page 1 Page 2 Page 3 … Page 5 >
Sokajy
  • Boriboritany faha3
  • Fampialezan-kevitra
  • Lanonana
  • Politika sy Tontolo
  • Vaovao androany
  • Zavadehibe
Hevitra farany
  • Mendrika Mitsimi dans Voninahitra lehibe ho ahy ny nanao Ray Mpiahy ny andiany STARS avy ato amin’ny MTTC
  • Managnandro Degonzague Fidele dans Voninahitra lehibe ho ahy ny nanao Ray Mpiahy ny andiany STARS avy ato amin’ny MTTC

Andao hifandray !

Misoratra anarana amin'ny gazetinay!

Copyright © GASCAR Fenosoa 2025. Fait avec Par L'agence Bienfe