Fidinana teny : Ankadifotsy – Ankaditapaka
-Fotoana izao hiarahatsika mientana mampiseo fa an’ny vahoaka ny fahefana !
-Afaka mitondrana fanovana ianao ny 29 May ho avy izao ka ho ataon’ireo mpanao politika sy antoko politika tohatra fiakarana fotsiny intsony !
FIDIO GASCAR3️ SAHY, MAHITSY, FEON’NY VAHOAKA

Add Your Comment