-Rehefa tsy hanao isika dia iza àry no handrasantsika hanadio azy?
-Rehefa tsy hijoro isika dia ny hafa no hanapa-kevitra eo amin’ny toerantsika.

  • Andao Hatomboka amin’ny fandehanana mifidy izany, ka hahay hisafidy ny tena ho solombavanao marina.
    𝕄𝔸ℍ𝔸𝕀ℤ𝔸 𝕄𝕀𝔽𝕀𝔻𝕐! RY TANÀ3️
    ✅#FIDIOGASCAR3️ TANÀ3️ NUMÉRO 3️
    GASCAR SAHY, MAHITSY, FEON’NY VAHOAKA!

Add Your Comment