❌ Hiangaviana ianareo kandida mba hifehy ny olonareo tsy hanindry ny afisy ny kandida hafa izay efa mipetraka fa midadasika i Tanà 3
✅ Mino aho fa ny kely indrindra angatahan’ny vahoaka mpifidy amitsika mpilatsaka ho fidiana dia ny fananana toetra mendrika
📸 Maro be ny sary tahaka io fa sary fanehoana ihany ity navoaka ity
‼️ Malalaka ny Boribory Tany faha 3 ka mba hajao tompoko ny afisinay fa aza tsindrina tahak’izao.
❌ Izahay anie tsy manana orinasa mpanamboatra afisy matanjaka ohatran’ny anareo antoko matanjaka ka aza atao an’izao ny kely hanananay
🙏 Mahatoky ny fahendren’ny kandida tsirairay !

FidioGASCAR3️ TANÀ3️

Gascar Fenosoa SAHY, MAHITSY, FEON’NY VAHOAKA !

Add Your Comment